MPIKAMBANA MANAM-PAHORIANA


 Araka ny tatitra tonga eto aminay Mpiandraikitra ny Tranonkala dia fantatra izao fa nodimandry ny talata 04 Oktobra 2011 lasa teo ny renin’ ny Mpikambana Rivo Andriambololona.

 

Hisy famangiana ataon’ ny Fikambanana ny  Alakamisy 06 Oktobra 2011 eny Ambanilalana Itaosy ka eo amin’ I Madama Herizo no ifamotoanana amin’ ny enina (06) ora hariva.Ho avy hitarika antsika amin’ io ny Prezida nasionaly Ndriana Rakotondratsima.

 

Atao izao fampilazana antsika Mpikambana rehetra izao ho fanatanterahana ny adidy sy fiombonam-po aman’alahelo amin’ ny namantsika niharam-pahoriana.Tondroin’ny fifampifehezana ara-tsosialintsika rahateo ny toe-javatra toy izao.

 

Iangaviana àry isika hifanampy amin’ ny fampielezana araka izay azo atao amin’ ny ambaratonga rehetra sy maika ity hafatra ity.

 

 

 

MPAMPITA:

Lova RAZAFINJATO

 

Mpiandraikitra ny TAMIFA Communication

One response to this post.

  1. Posted by Rivo ANDRIAMBOLOLONA on 10 octobre 2011 at 7 h 35 min

    Mampita fisaorana manokana sy fankasitrahana antsika rehetra mpiara dia ato amin’ ny TAMIFA Madagascar tamin’ ny fidodoana nampahery sy nanotrona tamin’ ny fahoriana izay nanjo.Tsapa tokoa ny halehiben’ ny firaisan-kina ananantsika Mpikambana koa Andriamanitry ny fiadanana anie hanilo ny diantsika tsirairay ankehitriny sy amin’ ny ho avy!

    Rivo ANDRIAMBOLOLONA

    Répondre

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s