Miala any koa izao!

Takio ny anjaranao

                  

              

                 Efa mivoaka izao ny laharana faharoan’ ny Bulletin éléctronique de liaison antsika TAMIFA Madagascar izay azontsika Mpikambana na tsia aparitaka sy aely maimaim-poana.Raha toa ianao ka mbola tsy nahazo  izany dia tsotra sy tsy sarotra ny atao.Mameno ny anarana sy ny adiresy mail etsy  ambany fotsiny ianao ary eo amin’ ny commentaire dia soratana ny hoe“RANITRA N° 02  “avy eo envoyer-na .Hisy mail alefanay miaraka amin’ ny rohy (lien) hahazoanao azy amin’ ny endriny E-book(Format PDF) iray manontolo aorian’izay.

                Iantohanay ny fiarovana ny tsy fanelezana ny adiresinao.

 RANITRA
N° 02

 

                  Azonao atao ny mangataka ny laharana teo aloha efa niseho( Ohatra: 

“ RANITRA N°01 + N°02”) na ihany koa mamandrika sahady ny mbola ho avy rehetra( “RANITRA REHETRA”).

 

Aza misalasala àry manoratra eto ambany eto raha te hahazo ny E-book ianao!

 

 

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s