Fanasana échange-débat avy amin’ ny FFF Malagasy Mahomby

Mitohy hatrany ny fanasanay Fikambanana FFF ho Malagasy Mahomby antsika ho tonga hanatrika sy handray anjara mavitrika amin’ireo fifanakalozan-kevitra sy fizarana ny traikefa ananantsika ho an’ireo izay mila izany. Toy izao indray ny fandaharana sy lohahevitra ho entina amintsika amin’ity volana Martsa 2012 ity :

Alarobia 07 martsa 2012, amin’ny 02 ora sy 30mn : FAHANTRANA

« Ny fihatoan’ny vohoka tsy nirina, mahazo vahana eo amin’ny tanora tsy ampy taona »
« L’interruption de grossesse chez les mineures : raisons, préventions et proposition de solutions ».

Alarobia 14 marsta 2012, amin’ny 02 ora sy 30mn : FANANANTANY

« Ny fiarovana ny tany any ambanivohitra »
« La sécurisation foncière en milieu rural »

Alarobia 21 martsa 2012, amin’ny 02 ora sy 30mn : FANABEAZANA

« Ny toeran’ny kabary eo amin’ny fampandrosoana ny fahendrena sy kolotsaina Malagasy »
« La place du discours ou « Kabary » dans le développement culturel de la population Malagasy  »

Alarobia 28 martsa 2012, amin’ny 02 ora sy 30mn : FITANTANANA

« Inona izany atao hoe famotsiam-bola na fanadiovam-bola »
Qu’est-ce que c’est le blanchiment d’argent »

Toerana: Sekoly vaovaon’ny FFF ho Malagasy Mahomby-IMD, Anosisoa Lot IVH 51, Trano faharoa manaraka ny Banky BOA Anosisoa, Loko mavo varavarana volon-tsokola

Mandefasa solontena raha tsy afaka ianao. Misaotra indrindra Tompoko

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s