Famangiana an’ i Olivier

Ho fanehoana fiaraha-miory amin’ Andriamatoa Olivier RAZAFINDRATSIMBA Mpitarika ny Vaomieran’ ny Fihariana,(Maty iray tam-po) dia hanao famangiana isika Mpikambana TAMIFA Madagascar tsy an-kanavaka ny Alahady 22 Avrily 2012 izao amin’ ny 03 ora tolakandro ka eo amin’ ny tsenan’i Mme Herizo RAZAFINDRAMANANA Ambanilalana Itaosy no fotoana.

Mankasitraka mialoha ny fiarahantsika mientana !

Ampitaina amin’ ny ambaratonga rehetra izao fampilazana izao.

Ny Filoha

Ndriana RAKOTONDRATSIMA

One response to this post.

  1. Posted by Olivier RAZAFINDRATSIMBA on 20 avril 2012 at 7 h 46 min

    Manahoana daholo

    Dia efa manolotra sahady ny fisaorana ho antsika rehetra ny @
    fiarahamientana
    Fisaorana izay atolotro @ anaran’ny tenako manoka sy ny Fianankaviana
    Andriamanitry-ny fahasoavana anie homba anareo rehetra

    Misaotra Tompoko
    Olivier

    Répondre

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s