RANITRA FITO SOSONA

 

Faly mampahafantatra  antsika izahay ato amin’ ny TAMIFA Communication fa efa mivoaka indray izao ny laharana fahafiton’ ny RANITRA.

 

Azontsika vakiana sy sintonina maimaim-poana avy hatrany etoana izany amin’ ny alalan’ ny Format PDF toy ny mahazatra:

 

Tsindrio eto

 

Mitomboa fahombiazana hatrany àry eo am-pamakiana azy !

 

 

Ny Mpiandraikitra