MAHOLIZAOMANANA Andriatiana

Fantatra izao fa namoy ny reniny niteraka azy Atoa

MAHOLIZAOMANANA Andriatiana  na i Tiana

( Tel : 034 09 258 71) ho an’ ny mpahalala  ary anio alatsinainy faha14 mey 2012 no hatao ny fandevenana.

 

Ity namantsika ity moa dia iray tamin’ ireo tanora mpanorina ny TA.MI.FA (TAnora MIentana ho amin’ny FAndrosoana) ny taona 1995.Rehefa niofo ho TAMIFA Madagascar ny Fikambanana nanomboka ny taona 2009 dia tsy tazatazana firy  intsony izy. 

 

Na izany aza,amin’ ny anaran’ ny Mpikambana rehetra, na taloha na ankehitriny no itondrana eto ny fampiononana ombam-pankaharezana  feno ho azy sy ny fianakaviana.

 

Mpampita : Ny Fiadidiana ny Fandrindrana foibe

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s