E-books gratuits de Leadership

       Satria ny fiainana dia fianarana lalandava.Tsara ny manatevina hatrany ny fahaizana amam-pahalalana efa ananantsika amin’ny fomba rehetra.Eto amin’ity pejy ity dia mahafaly anay ny manolotra antsika ireto karazana e-book izay azo sintonina maimaim-poana.
Raha misy koa ny avy any amintsika tiana aseho ka tsy misy olana avy amin’ ny mpanoratra azy dia azontsika ifampizarana eto izany.
Ireto ary aloha ny boky efatra ( 04)anombohana azy.Tsindrio fotsiny izay lohateny tianao:

1/   Harvard business review,   Le Leadership

 

 

 

 

 

2/Comment devenir un leader? de Christian Godefroy

 

 

 

 

 

3/Le secret du succès de Mark Fisher

 

 

 

 

 

 

4/Un whisky pour l’esprit  de Marcel-Béliveau

 

 

 

 

Ankoatra ireo,raha mahaliana anao ny mbola hahazo e-book hafa mifandraika amin’ ny Leadership sy ny developpement personnel dia misy fanapariahana izany tsy tapaka izay ataonay amin’ ny alalan’ ny mail.Misoratra anarana fotsiny ianao mameno  “commentaires” eto ambany dia hahazo izany.Aza adino ny mametraka ny anarana sy adiresy mail.

4 responses to this post.

  1. Posted by RAZAFY on 29 novembre 2011 at 5 h 47 min

    Misaotra anareo fa tena ilaina be tokoa ity site iray ity. sady mazava tsara ihany koa satria amin’ny teny malagasy. Mankasitraka e.
    Ny tiako anontaniana dia hoe misy ve boky mahakasika ny communication an aminareo satria raha tsy diso ny tenako dia tsy afaka misaraka ny développement personnel sy ny communication. misaotra betsaka e.

    Répondre

    • Misaotra anao liana manokana amin’ ny tolotra e-book eto.Hoy ny fiteny hoe: ”La communication est l’art d’un leader “! Noho izany dia indro misy an’ ilay hoe: “Comment parler en public?” nosoratan’ i Dale Carnegie raha toa ka mbola tsy hitanao.Isan’ ireo boky fototra ilaina amin’ ny fifeheza-miserasera ny famakiana azy io.
      Alefanay mivantana amin’ ny E-mail araka ny adiresy nomenao izany.
      Farany,araho tsy tapaka hatrany ny tranonkalantsika hahafantaranao an’ izay vaovao hipoitra indray ary manantena setriny avy any aminao koa.

      Lova
      Mpiandraikitra ny serasera

      Répondre

  2. Misaotra anareo nizara e! Manantena ny hahita boky hafa @manaraka!

    Répondre

  3. Posted by Andriamiharimanana Fidiniaina Berthier. on 11 janvier 2013 at 17 h 54 min

    Ankasitrahana ianareo manaparitaka izao boky izao, fa tena ilaina tokoa.
    Misaotra.

    Répondre

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s