Raha hampita hevitra na hifandray amin’ ny Birao foibe

Eto ambanin’ity pejy ity no fampitan-kafatra mivantana amin’ ireo Mpiandraikitra ny Birao foibe rehetra. Mameno ny anarana sy ny adiresy email ary manoratra izay tianao fotsiny ianao,avy eo manindry ny bokotra “Envoyer”.

 

Voaray avy hatrany eo no ho eo any amin’ ny email an’ izy ireo tsirairay izany avy eo.Ary dia any amin’ ny email-nao no hamalian’ izy ireo ny valiny araka izay manandrify azy.